Entrée | 1 ampongavilany (amponga) |
Partie du discours | 2 nom |
Vocabulaire |
3 Musique: instruments |
Explications en malgache |
4 Vilany tany nasiana tataviankena ny vavany ary mitoetra eo ambony halana mba hampihilangilana azy: velezina amin' ny rantsantanana na rantsankazo kely anankiroa ny ampongavilany; mikarantsana ny feony fa tsy mba midoboka toy ny amponga hafa [1.1] |
Hypéronyme |
|
Mis à jour le 2023/03/19 |