Entrée | 1 ampifampidirina (iditra) |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Exemples |
3 Fa trano no tiana haorina eto. Aina no sitrakay hatambatra ho iray eto Taranaka hampifampidirina. [2.245#60] 4 ary dia nampifampidirina sy nampifanondanina tao an-katoka ireo notanana avy ao ivoho ka nisy niavovona be mihitsy ny an' ireo lava volo [2.436] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2023/01/20 |