Entry |
ampela
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Taimoro]
zazavavy
[1.78]
|
| [Bara, Betsileo, Taisaka, Tandroy, Tanosy]
vehivavy
[1.78]
|
| [Betsileo]
vavy [1.78]
|
| [Tandroy]
vady: Mba ampela soa iñeo [1.78]
|
| vehivavy, tovovavy [1.1]
|
Explanations in English | a girl, a woman. See vehivavy. [1.2]
|
| [Provincial]
a girl or woman [1.7]
|
Explanations in French | [Tankarana]
femme, fille. (Vaiàvy). [1.19]
|
| [Provincial]
jeune fille, femme [1.8]
|
Derivatives |
Compound words |
|
Compound words, titles, names |
|
Phytonyms |
|
Examples |
1 | O Z' ampela roy e!
[2.606]
|
2 | Eka, hoy ampela ehy.
[2.150]
|
|
Proverbs |
|
Entry |
ampela
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | zavatra boribory toy ny lelavola na ny felana mivohon-tsotro ny tavany ilany, ary misy loaka eo afovoany amin'ny tavany ilany ao ambadika,mba hitsofohan'ny tahony; ny ampela dia atao fanantsodiana na fanasinana ny kofehy hotenomina [1.1]
|
Explanations in English | a spindle, used for spinning or winding cotton, silk, etc. [1.2]
|
| a spindle [1.7]
|
Explanations in French | fuseau ; quenouille [1.8]
|
Compound words, titles, names |
|
Examples | ary mihazona ny ampela ny rantsan-tanany.
[2.996]
|
Proverbs |
|
Entry |
ampela
|
Part of speech | noun
|
/m:hypero>
Explanations in Malagasy | [Sakalava]
Rivotra avy andrefana [1.1]
|
Vocabulary |
Hyperonym |
|
Co-hyponyms |
|
|