Entrée amorona (morona)
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache Eny amin' ny sisiny; manaraka ny morona na ny sisiny: Aza mijorojoro eny amoron-dalana [1.1]
Explications en anglais At the edge [1.7]
Explications en français Au bord, sur le bord [1.3, 1.8]
Exemples Manasa lamba eny amorona eny ny mponina ambanivohitra, ahatsapana ny fiarahan' ny mpianakavy sy ny fiahiana tonkatrano. [2.470]
Morphologie 
Simple : amorona, amorony, amoron-, amoron', amorom-
Mots composés 
Titres Ranonivola tao amoron' Itasy (Nivondrahona)

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/05/16