Entry |
ambozontany
(vozona, tany)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Ravelojaona 1937 page A422]
[Betsileo]
vozona (tenda) tany. Anarana omena ny hadilanana na keoka mampitohy
havoana roa mifanakaiky, toy ny eo amin' ny iorenan' ny katedraly katolika ao Fianarantsoa.
Toy ny toerana omen' ny Merina anarana hoe Ankadilanana izany. |
|
Entry |
Ambozontany
(vozona, tany)
|
Part of speech | name (toponym)
|
Explanations in French | [3.1]
quartier de la vieille ville haute de Fianarantsoa
|
Vocabulary |
Quotes |
Coordinates | -21.4333333, 47.0833333
|
Toponymy | vozona,
tany |
Illustrations |
|
|
Entry |
Ambozontany
|
Part of speech | name (institution)
|
Explanations in French | [3.1]
Raison sociale de la maison d'éditions de la Compagnie de Jésus,
autrefois située à Fianarantsoa (quartier d'Ambozontany),
et maintenant à Analamahitsy, au nord d'Antananarivo |
Madagascar Catalog |
|
Vocabulary |
Tables and plates | All the titles
|
Illustrations |
|
|