Entrée | 1 amboanala |
Radical | 2 amboa, ala |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Anarana nomena ny antokom-biby misy ny babakoto ary matetika aza dia ny babakoto ihany no antsoin' ny maro hoe amboanala [1.1] |
Explications en anglais |
5 Generic name for lemurs. [1.2] 6 indri (Indri indri) [2.233] |
Explications en français |
7 sorte de lémurien [Tankarana]
[1.19] 8 lémur macaco [1.54] 9 indri (Indri indri) [2.233] |
Exemples |
10 Efa nadiva ho tafavoaka ny ala izy, vao nahita amboanala [2.649#] |
Vocabulaire |
11 Zoologie: mammifères |
Synonymes | 12 babakoto, endrina |
Hypéronyme |
|
Co-hyponymes |
|
Tableaux et planches |
90 Les Lémuriens |
Anagrammes | 91 alambanao, amboanala |
Mis à jour le 2024/10/30 |