Entry amboa
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rakotosaona 1975] [Taisaka] alika
  [Rajemisa 1985] Biby mampinono, homan-kena, mizara ho karazana telo: mpiandry tanàna, mpihaza, mpanjohy ny olombelona. Mety ho velona hatramin' ny roapolo taona ny amboa; ny filaza ny feony dia ireto avy: mivovò, minaonaona, mitomany valala. Ny amboa dia lazaina koa hoe alika, izay fampiasan' ny olona matetitetika kokoa ankehitriny, nefa ny amboa no tena malagasy hiringiriny, ka ny ahatsapana izany dia ny habetsahan' ny ohabolana misy ny teny hoe amboa, izay bebe kokoa noho ny izay ahitana ny teny hoe alika
Mitovy hevitra: batritra ~ fakon' olona ~ karin' olona ~ katritra ~ tsaikan' olona
Explanations in English  [Richardson 1885] a dog. [Swa. mboa, a dog.]
  [Hallanger 1973] a dog (a Bantu word)
Explanations in French  [Rajemisa: Vakoka, SLP 1986] chien
  [Hallanger 1974] chien (mot bantou)
Vocabulary 
Derivations 
Compound words, titles, names 
Analogs  alika ~ fandroaka
Examples 
1 [Fox: Hainteny, number 311] Tsy maniry lambo an'ala
fa manana amboa mahay mihaza
tsy maniry vorona an-danitra
fa tsara basy an-tanana

2 [Andraina: Mitaraina, page 211] Sady matahotra ahy daholo koa ireo amboa maty ireo, ka raha vao tandindomiko fotsiny ireo dia mangovitra.
Quotes 
Articles 
Toponymy Place names having the word amboa (1): Amboatany

Entry amboa
Part of speech noun
Explanations in French  [Veyrières 1913] Se disait de gens éhontés

Updated on 2022/07/30