Entry |
ambina
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Rajemisa 1985]
Asa atao mba hiarovana -- amin' ny fiandrasana azy -- zavatra na biby na olona, sao simba na sendra loza: Ataovy tsara ambina ny tranontsika, Rabe havako ¶ Asa atao mba hisakanana biby na olona sao mandositra: Nataon-dry zalahy ratsy ambina ilay mpangalatra efa azo ka lasa nilefa indray |
Explanations in English | [Richardson 1885]
watch, guard, patrol. See andry
|
| [Hallanger 1973]
a watch, a guard |
Explanations in French | [Hallanger 1974]
action de garder, de surveiller |
Derivations |
Compound words, titles, names |
|
Examples | [Randriamamonjy: Tantara, page 313]
Izy no nanao tsara ambina ny vavatany avy tao andrefana.
|
Quotes |
|
Entry |
ambina
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Rajemisa 1985]
Zara tsara, vintana tsara |
Explanations in English | [Richardson 1885]
used in the following: ambinina,
manambina
|
Derivations |
|