Entry ambany atsinanana (ambany, atsinanana)
Part of speech expression
Analogs  ambany avaratra ~ ambany atsimo ~ ambany andrefana
Examples 
1 [Cohen-Bessy: Rakotovao, page 336] Misy narenina, ny tany ato ambany atsinanana, tamin-dRazafindandy.
2 [Rapatsalahy: Kintana, page 64] Hitan' ialahy ve ilay tranobongo manirery atsy ambany atsinanana aty, hoy ity jiolahy.

Entry Ambany Atsinanana (ambany, atsinanana)
Part of speech name (toponym) [full list]
Examples  [over-blog.com/article-fasana-eo-ankavanana-mialoha-ny-ambavahady-124417307.html] Io Fasana Ambany Atsinanana io no misy ny taranaky Rainizaika sy ny Ramangahasina

Updated on 2020/07/31