Entry ambany andrefana (ambany, andrefana)
Part of speech expression
Analogs  ambany avaratra ~ ambany atsimo ~ ambany atsinanana
Examples 
1 [Rabary: Daty, page 74] Jeffreys natao lohatrano tao ambany andrefana
2 [Noiret: Ibonia 2008] Ato ambany andrefana no misy mamba masiaka lehibe. Ivoaimena no anarany, ka laniny avokoa izay zavatra mandalo ao na olona na omby
3 [MaTV] Mimenomenona amin'ny fahatapahan'ny rano eny amin'ny "borne fontaine" ny mponina etsy ambany andrefana eny Ivandry

Entry Ambany Andrefana (ambany, andrefana)
Part of speech name (toponym) [full list]
Examples  [Madagascar Tribune , 2018/06/08] Depuis le 18 mai, le « Parc et Jardin Analamahitsy » dans le quartier d’Analamahitsy Ambany Andrefana dans le Ve Arrondissement de la commune urbaine d’Antananarivo, est devenu un lieu de rendez-vous hebdomadaire pour les accrocs de combat de coqs

Updated on 2020/07/31