Entrée (1/3) | 1 ambany |
Partie du discours | 2 adverbe [Liste complète] |
Explications en malgache |
3 Iva toerana: Ambany kokoa ny tany amoron-tsiraka noho ny ampovoan-tany 4 Tsy mihaja, mahamenatra, mahafabaraka: Ambany saina. / Manana toetra ambany io zazalahy io 5 Amin'ny toerana akaikin'ny tany na iva: Mipetraha ianao eo ambany fa ny minao aoka ho eo ambony. 6 Enti-milaza toerana tsindrian'ny...: Misy vola ao ambany ondana ao 7 Toerana tataovan'ny: Miery ao ambany latabatra ny saka 8 Latsaka noho: Ambaniko izy tamin'ny fanadinana [1.1] |
Explications en anglais |
9 under [1.7] |
Explications en français |
10 en bas, au dessous [1.8] |
Dérivés |
|
Antonymes | 16 ambony |
Mots composés |
|
Phytonymes |
|
Toponymes |
|
Entrée (2/3) | 67 ambany |
Partie du discours | 68 préposition [Liste complète] |
Explications en anglais |
69 down [1.2, 1.7] 70 [root vany.] Under, beneath, below [1.2] |
Explications en français |
71 sous, bas [1.8] |
Vocabulaire |
72 Espace |
Mots composés |
|
Entrée (3/3) | 74 ambany |
Partie du discours | 75 nom |
Explications en malgache |
76 andrefana [Sihanaka]
[1.78] |
Explications en anglais |
77 The west [Provincial]
[1.2] |
Vocabulaire |
78 Espace |
Anagrammes | 79 ambani, ambany, ambina, animba, banaim |
Mis à jour le 2022/12/13 |