Entrée | 1 ambanivohitra |
Mots élémentaires | 2 ambany, vohitra |
Partie du discours | 3 nom |
Vocabulaire |
4 Géographie: (en général) |
Explications en malgache |
5 Enti-milaza ny faritra ivelan' ny tanàn-dehibe [1.1] |
Explications en anglais |
6 The people of Imerina not living in Antananarivo or Ambohimanga and their immediate vicinities. [1.2] 7 the country; country people [1.7] |
Explications en français |
8 la campagne, à la campagne, la brousse; campagnard [1.8] |
Exemples |
9 Andro lehibe moa ny alahady any ambanivohitra. [2.4] 10 "Ambarako anareo ambonivohitra sy ambanivohitra: [2.48] 11 Lehilahy an-jatony maro, nilanja ny angady nampiasainy tany anaty zehitra, no niakatra avy any Amparabonga, nidina avy any Atsimondrova, nihaika ny fiakaran-dRatatamo, nipoitra avy any amin' ny ambanivohiny any avy, namonjy ny kianja eo an-tampon' Ambatondrazaka. [2.472] |
Titres |
|
Proverbes | 13 Proverbes contenant le mot ambanivohitra |
Mis à jour le 2023/06/14 |