Entrée | 1 ambanilanitra |
Mots élémentaires | 2 ambany, lanitra |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Teny na anarana nilazana fahizay ny mponina rehetra tsy an-kanavaka eran' ny fanjakana (hita araka ny fiforonan' ny teny fa malalaka lavitra ny faritry ny ambanilanitra noho ny ambaniandro na ambanimasoandro satria midadasika kokoa ny lanitra noho ny masoandro) [1.1] |
Explications en anglais |
5 [lanitra, the heavens.] The whole of the subjects of the sovereign, -- nobles, Hova, and slaves. [1.2] |
Titres | 6 Ny isan-jato sy isan' arivo nanisan-dRadama I, Mpanjaka tamin' Imerina Ambanilanitra (Rainianjanoro) |
Mis à jour le 2023/12/12 |