Entrée | 1 ambaniandro |
Mots élémentaires | 2 ambany, andro |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 Teny nilazana ny vahoakan' ny mpanjaka teto Imerina fahizay, afa-tsy ny andriana sy ny andevo 5 Hova, bemihisatra, folovohitra [1.1] |
Explications en anglais |
6 [andro, the day.] The name given to the Hova by the other tribes; the Hova. [1.2] 7 the Merina people (used mainly by other tribes) [1.7] |
Explications en français |
8 les habitants de l'Imerina (usité surtout par les autres tribus) [1.8] |
Synonymes | 9 ambanimasoandro |
Anagrammes | 10 ambaniandro, andramboany, andrimbanao, andrinamboa, andrombanay |
Mis à jour le 2023/12/12 |