Entry |
amany
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Rano maloto avy amin' ny tenan' ny olombelona, izay miforona ao amin' ny voa ary miangona ao amin' ny tatavia alohan' ny hivoahany any ivelany ¶ fivalanan-drano, siritra [Rajemisa 1985]
|
Explanations in English | urine [Richardson 1885, Hallanger 1973]
|
Explanations in French | urine [Hallanger 1974, SLP 1986]
|
Vocabulary |
Derivations |
Morphology |
amany
amaniko
amaninao
amaniny
amanintsika
amaninay
amaninareo
amanin'
amanin-
amanim-
| |
|
Compound words, titles, names |
|
Quotes |
|