Entrée (1/4) | 1 aloka |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Faritra maizina ao ivohon' ny zavatra iray voataratry ny hazavana: Mipetrapetraha eo amin' ny alok' itỳ trano itỳ 4 Toerana voaro amin' ny hainandro: Erỳ no misy aloka hisakafoantsika [1.1] |
Explications en anglais |
5 a shelter against sun or rain; a shade or shadow; a shed [1.2] 6 An umbrella, a parasol. See tandindona [Provincial] [1.2] 7 shelter; shade, shadow [1.7] |
Explications en français |
8 abri; ombre [1.8] 9 image, ombre [1.13] |
Exemples |
10 Tahaka ny mbola misy aloka manaraka azy ihany, na dia efa maty masoandro aza. [2.470] 11 Ny masoandro efa nadiva hihoatra, ary ny aloky ny bonga feno vato nirangaranga tao ambony andrefana nampangovitra ireto vehivavy. [2.324] |
Vocabulaire |
12 Physique |
Morphologie |
|
Dérivés |
|
Mots composés |
|
Toponymes |
|
Titres |
32 Aloky ny tiana (Razafimahefa Charles) 33 Andry – Aloka ML3 (Rapatsalahy José Paul) |
Entrée (2/4) | 34 aloka |
Partie du discours | 35 nom |
Explications en malgache |
36 matoatoa [Betsileo]
[1.78] 37 Fahitana ny fanahy raha mbola velona izao ny vatana, amin' ny aloky ny tena tarafin' ny hazavana, samy hafa amin' ny tandindona. Voalazan' ny Ntaolo fa misy aloka intelo miantoana hita amin' izany: ny aloka mainty (ny vatana), ny aloka ambonin' ny mainty (ny ambiroa) ary ny aloka ambony indrindra (ny avelo) [1.1] |
Entrée (3/4) | 38 alòka |
Radical | 39 loka |
Partie du discours | 40 verbe passif |
Explications en malgache |
41 Atao loka, enti-milaza izay ifanambazana: Vola sa zavatra àry no halòka [1.1] |
Morphologie |
|
Entrée (4/4) | 46 aloka |
Radical | 47 loka |
Partie du discours | 48 verbe passif |
Explications en malgache |
49 Atsipy, atoraka, alefa [1.1] |
Anagrammes | 50 aalok, akalo, alako, alaok, aloak, alòka, aloka, aolak, lakao, laoka, loaka, olaka |
Mis à jour le 2023/08/11 |