Entry |
aloha
|
Part of speech | preposition
|
Regional synonyms | aloha,
anatrehana,
añatseha,
androña,
anketrehana,
añoloa,
anoloana,
heky,
izao tsereke,
kendry,
ndreky,
seky,
tseky
|
Explanations in Malagasy | Mpamaritra matoanteny na teny mpampiankina enti-milaza fahatongavana na fanaovan-javatra voalohany miohatra amin' ny iray hafa atỳ aoriana, na fitoerana manatrika iray hafa izay ao andamosina na ao aoriana (Raha ilazana ny lasa izy, dia mitovona t: taloha, izay mety hanana hevitra hafa koa ¶ Homeko valisoa izay mahavaly aloha ¶ (toerana): Mipetraha eo alohan' ny rainao eo ¶ (fotoana): Mivavaka izahay alohan' ny sakafo. / Nivavaka izahay talohan' ny sakafo [1.1]
|
Explanations in English | before [1.2, 1.7]
|
| first [1.3, 1.7]
|
| previous, previously, ahead. [Mal. alaan(?). the front part of a vessel.] [1.2]
|
Explanations in French | avant [1.8, 1.13]
|
| au devant; auparavant [1.8]
|
| antérieur, devant [1.13]
|
Vocabulary |
Morphology |
aloha
alohako
alohanao
alohany
alohantsika
alohanay
alohanareo
alohan'
alohan-
aloham-
| |
taloha
talohako
talohanao
talohany
talohantsika
talohanay
talohanareo
talohan'
talohan-
taloham-
| |
|
Derivatives |
Compound words |
|
Antonyms |
|