Entry aloha
Part of speech preposition [full list]
Regional synonyms aloha, anatrehana, añatseha, androña, anketrehana, añoloa, anoloana, heky, izao tsereke, kendry, ndreky, seky, tseky
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Mpamaritra matoanteny na teny mpampiankina enti-milaza fahatongavana na fanaovan-javatra voalohany miohatra amin' ny iray hafa atỳ aoriana, na fitoerana manatrika iray hafa izay ao andamosina na ao aoriana (Raha ilazana ny lasa izy, dia mitovona t: taloha, izay mety hanana hevitra hafa koa
¶ Homeko valisoa izay mahavaly aloha
¶ (toerana): Mipetraha eo alohan' ny rainao eo
¶ (fotoana): Mivavaka izahay alohan' ny sakafo. / Nivavaka izahay talohan' ny sakafo
Explanations in English  [Richardson 1885, Hallanger 1973] before
  [Abinal 1888, Hallanger 1973] first
  [Richardson 1885] previous, previously, ahead. [Mal. alaan(?). the front part of a vessel.]
Explanations in French  [Hallanger 1974, SLP 1986] avant
  [Hallanger 1974] au devant; auparavant
  [SLP 1986] antérieur, devant
Vocabulary 
Derivations 
Morphology 
aloha
alohako
alohanao
alohany
alohantsika
alohanay
alohanareo
alohan'
alohan-
aloham-
taloha
talohako
talohanao
talohany
talohantsika
talohanay
talohanareo
talohan'
talohan-
taloham-
Antonyms 

Updated on 2021/07/05