Entry | alina | ||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||
Explanations in Malagasy | fotoana tsy anazavan' ny masoandro ny tany, izany hoe hatramin' ny ilentehan' ny masoandro ka hatramin' ny iposahany indray ka itankizinan' ny tany ao anatin' ny haizina: Tonga ny alina: indreny mimpendrampendrana ny kintana eny amin' ny lanitra ¶ haizina: Ao anatin' ny alin' ny tsy fahalalana [Rajemisa 1985] | ||||||||||
Explanations in English | night, darkness, pertaining to the night. [Mal. ma'lam, mysol malch, night.] [Richardson 1885] | ||||||||||
night [Hallanger 1973] | |||||||||||
Explanations in French | nuit [Hallanger 1974] | ||||||||||
Derivations |
| ||||||||||
Compound words, titles, names |
| ||||||||||
Analogs | ankaly ~ lahaly | ||||||||||
Examples |
| ||||||||||
Quotes | Proverbs containing the word alina | ||||||||||
Articles | Randzavola: alina ao amin' ny Baiboly (=> andro) | ||||||||||
Entry | alina | ||||||||||
Part of speech | adjective | ||||||||||
Explanations in Malagasy | lany andro, very fotoana, tratra aoriana: Alina foana eo ianao raha hiandry azy [Rajemisa 1985] | ||||||||||
Explanations in French | qui est en retard, surpris par la nuit; qui se fatigue en vain: Alina foana eo hianao (Vous n'en viendrez pas à bout) [Abinal 1888] | ||||||||||
Entry | alina | ||||||||||
Part of speech | adjective | ||||||||||
Explanations in Malagasy | Arivo folo na arivo impolo; raha atao tarehimarika, dia 10.000: Dimy arivo sy telo alina ariary no vidin' itỳ tany itỳ. [Rajemisa 1985] | ||||||||||
Explanations in English | ten thousand. [Mal. laska(?); sanscrit lasha.] [Richardson 1885] | ||||||||||
ten thousand [Hallanger 1973] | |||||||||||
Explanations in French | dix mille [Hallanger 1974] | ||||||||||
International explanations | 10 000 [3.1] | ||||||||||
Vocabulary | Mathematics: arithmetic | ||||||||||
Derivations |
| ||||||||||
Compound words, titles, names |
| ||||||||||
Tables and plates | The Numbers | ||||||||||
Examples | sy boriky arivo amby enina alina, [Baiboly: 4:031:034/Nomery 31:34..] | ||||||||||
Articles | Andriamihaja: Fanisana vaovao | ||||||||||
Toponymy | |||||||||||
Entry | alina | ||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||
Explanations in English | [Provincial] provincial for adina [Richardson 1885] | ||||||||||
Updated on 2021/11/28 |
![]() |