Entry Aleksandra
Part of speech name (anthroponym) [full list]
Explanations in Malagasy  [Ravelojaona 1937] Ny azo atao hoe: isan'ny mpitari-tafika ngeza indrindra sady mpanao tetikady mahay indrindra teto an-tany. Teraka tamin'ny 356, maty tamin'ny 323 talohan'i J.K. tany Babilona [tohiny ambany]
Vocabulary 
Analogs  Aleksandria
Examples  [Baiboly: 20:010:018/Makabeo I 10:18..] Aleksandra mpanjaka, miarahaba an'i Jonatasa rahalahiny.
Articles 
 

Entry Aleksandra
Part of speech name (biblical) [full list]
Explanations in English  [Baiboly] Alexander
Explanations in French  [Baiboly] Alexandre
Vocabulary 
Synonyms Aleksandro
Quotes 

Updated on 2022/07/30