Entrée | 1 alavo (lavo) |
Partie du discours | 2 verbe passif |
Explications en malgache | 3 Azera amin' ny tany, apotraka [1.1] |
Explications en anglais | 4 to be thrown down [1.2]5 to be thrown down, to be felled [1.7] |
Explications en français | 6 qu'on fait tomber (à partir d'une position debout) [1.8] |
Exemples |
7 alavo asiana marika, nefa tsy ilana mahazaka. [1.437#] 8 alavo ny omby, dia manomana sakafo ny vehivavy rehetra. [2.245#] 9 ary raha afaka ireo, dia alaina ny omby kasira, ka alavo velona, dia tatahana ny ravin-tsofiny ankavanana, dia entina ny ody handíka ny omby; [2.857#] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 14 alavo, alova, valao, voala, voalà |
Mis à jour le 2023/01/20 |