Entry alahady
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] andro voalohany amin'ny herinandro; tamin'ny Ntaolo, andro mahery ny alahady ka raha tsy folakandro, tsy azo atao ny mandevina raha misy maty fandrao mahafolaka an-dantony, fa zokinandro ny alahady.
Explanations in English  [Richardson 1885] Sunday, the first day of the Malagasy week. [Ar. Al-ahada - First.]
  [Hallanger 1973] Sunday
Explanations in French  [Abinal 1888] le dimanche
  [Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995, Sims 1969] dimanche
Explanations in Italian  [Profita 1969] domenica
Explanations in German  [Bergenholtz 1991] Sonntag: Alahady fialantsasatra (Ein erholsamer Sonntag)
Vocabulary 
Compound words, titles, names 
Analogs 
Tables and plates Measure of Time
Examples 
1 [Rajohanesa: Kintana] Koa tamin'io Alahady maraina io dia nahita an-dRandrianaivo tao an-tokotaniny izy.
2 [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 15] Dia mangiana ny alin' ny asabotsy mifoha alahady.
Quotes 

Entry Alahady
Part of speech name (toponym) [full list]
Explanations in English  [Richardson 1885] the name of the places where the markets were formerly held on that day.
Explanations in French  [Abinal 1888] jadis, nom des marchés tenus le dimanche.
Vocabulary 

Updated on 2020/08/26