Entrée 1/2 alafy (lafy)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Amidy ambongadiny (mba hatao varotra antsinjarany): Nalafiko taminy ny tsaramaso sy voanjobory rehetra terỳ Behandrina [1.1]
Morphologie 
Présent : alafy, alafiko, alafinao, alafiny, alafintsika, alafinay, alafinareo, alafin', alafin-, alafim-
Passé : nalafy, nalafiko, nalafinao, nalafiny, nalafintsika, nalafinay, nalafinareo, nalafin', nalafin-, nalafim-
Futur : halafy, halafiko, halafinao, halafiny, halafintsika, halafinay, halafinareo, halafin', halafin-, halafim-
Impératif : alafaso

Entrée 2/2 alafy
Partie du discours nom
Explications en malgache Zavamaniry mampanolatra fery haingana ny hodiny sy ny raviny (Alafia pauciflora) [1.1]
Explications en français  [Sakalava, Tankarana] Alafia pauciflora Radlk., Alafia perrieri Jum. et Alafia thouarsii Roem. & Schult. (Apocynaceae). Lianes à latex riche en saponine, utilisé comme succédané du savon. [1.196]
Nom scientifique Alafia pauciflora, Alafia perrieri, Alafia thouarsii
Vocabulaire 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/02/21