Entry akora
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Antsoantso mafy, mety ho mari-pifaliana entina mihoby na midera, na ho mari-panesoana entina mandatsa na manebaka.
Explanations in English  [Richardson 1885] shouting, applause; a noise such as is made over a conquest, or in time of joy. See hoby, horaka. Foy ny akora (there is a burst of shouting) Velona ny akora (the shouting breaks out)
  [Hallanger 1973] shouting; jeers
Explanations in French  [Hallanger 1974] acclamation; huées
Derivations 
Compound words, titles, names 
Quotes 
Toponymy Place names having the word akora (1): Iakora

Entry akora
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rakotosaona 1975] [Tanala] sifotra (an-tanety na an-drano)
  [Rakotosaona 1975] [Bezanozano, Taifasy, Taimoro, Taisaka, Tambahoaka, Tanosy] Sifotra
  [Rajemisa 1985] Fonom-biby na fonon-javatra, fotsifotsy, mafy, mitovy toetra amin' ny sokay, izay miforona avy amin' ny zavatra mandrakotra ny biby ihany: Ny akoran' ny sifotra, na avy amin' ny zavatra haniny: Ny akoran' atody
  [Rajemisa 1985] [Sakalava] sifotr' ala
  [SLP 1986] fonon'atody; fono mandrakotra ny sifotra
Explanations in English  [Richardson 1885] a shell; a shell-fish.
  [Hallanger 1973] seashells; coral
Explanations in French  [Hallanger 1974] coquillage; la coque des oeufs
  [SLP 1986] coque, coquille
Vocabulary 
Analogs  akoran-dranomasina
Illustrations 

Entry akora
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [SLP 1986] vato na mineraly tsy voadio
Explanations in French  [SLP 1986] minéraux
Synonyms akorambato
Analogs  akora fampiasa ~ akora fandany ~ akora hirihina ~ akora manjavona ~ akora mineraly ~ akora mora mietona ~ akora tampom-pana ~ akoram-besatra ~ akoram-bidy ~ akoram-bokatra ~ akoram-bola ~ akoram-panorenana ~ akoran-drefy ~ akoran-tombombarotra ~ akoran-tsanda ~ akora-panefitra

Updated on 2020/07/31