|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 akondro
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Hazo fihinamboa, boribory ny vatany, mitapelaka boribory lavalava ny raviny, ny voniny fotsy madinidinika ary ny voany, bontolontolo lavalava, mitandahatra mikambana ho lafitra, izay miisa maromaro manodidina ny tahom-boany milofika miafara amin' ny emboka. Voankazo mamy ny akondro, tsy mba misy olitra na biby, vokatra mandavan-taona ary saika maniry eran' ny nosy, porofoin' ny fisian' ny anarany samy hafa hatraiza hatraiza: fontsy na ontsy, katakata, kida, anampisaka, kimalao... Misy karazany maro ny akondro: afontsy, batavia, boroboaka, mavokely, ranjalia, sarika, tsiemeroa, tsilavonomby. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4the banana tree; the fruit of the banana. The stem, after being chopped, is given to oxen as food. The ashes obtained from burning the root are used in soapmaking. Musa sapientum, L., and M. paradisiaca, L. Same as ontsy (Sak.), and otsy (Bets.). The plantain tree and its fruit. [Mal. gala (?); Jav. gadang (?); Larika kora (?); Swa. mkanga; Taparua kala (?).]. [1.2]
5a banana. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6banane. [1.8]
7banane. [1.13]
8(du souahéli mkungu). Nom général des Bananiers : Musa sapientum L., Musa paradisiaca L., etc... (Musaceae). L'étude systématique des variétés cultivées à Madagascar reste à faire. Nous donnons ci-dessous la liste des variétés distinguées par le Malgaches en Imerina et dans le Betsileo :. [Merina, Sakalava, Betsileo, Bara, Tsimihety, Tankarana]
9Akondro afontsy. [Betsileo]
10Akondro fontsy. [Merina]
11Akondro fontsilahy. [Merina]
12Akondro baraba. [Betsileo]
13Akondro barabahy. [Merina]
14Akondro batavia (variété naine peut être introduite récemment de Java ?).
15Akondro boroboaka. [Merina]
16Akondro felatanamamba. [Merina]
17Akondro fody. [Merina]
18Akondro fohy. [Betsileo]
19Akondro kida. [Betsileo]
20Akondro mahia. [Merina]
21Akondro maitso-masaka. [Merina]
22Akondro manarolahy. [Betsileo]
23Akondro mavokely (petite banane à peau jaune, très savoureuse). [Merina]
24Akondro ranjalia. [Merina]
25Akondro somandraraebo. [Betsileo]
26Akondro tsiananandroa. [Betsileo]
27Akondro tsianemboka. [Merina]
28Akondro tsiomeroa (variété à très gros fruits, à manger cuite). [Merina]
29Akondro tsilavonomby. [Merina]
30Akondro via. [Betsileo]
31Les bananes jouent un grand rôle dans l'alimentation malgache. Elles ont fait à certaines époques l'objet d'une commercialisation importante en vue de l'exportation, surtout aux environs de Tamatave, principal port de la Côte Est.. [1.196]
Ohatra  32 Koba, akondro, mofogasy no hozarainy ho an-janany. [2.470]
33 Rahefa mamangy izy dia mba mitondra fary, na akondro. [2.472]
Voambolana  34 Haizavamaniry: hazo 35 Haizavamaniry: voankazo
Tovy hevitra  36ontsy
Mpanahaka  37 akondrosarika, 38 katakata, 39 kida, 40 kimalao, 41 mofoakondroendasina
Kamban-teny rehetra  42Fikambanana 35 amin' io teny io
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  43 Ohabolana misy io teny io
Sary 

Teny iditra (2/3)44 Akondro
Singan-teny  45akondro
Sokajin-teny  46 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fangi-bolantany  -21.85+46.7666667
Voambolana  47 Haitoetany: tanàna

Teny iditra (3/3)48 Akondro    
Sokajin-teny  49 anarana
Voambolana  50 Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
Akondro barabaha  51ambarabahy

Fivaditsoratra  52 akondro, Akondro, 53 ondroka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/08