Entry akoho
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Karazam-borona mpitsindroka, somary boribory vatana bontolontolo vava somary mamokotra, fohifohy elatra ka tsy afa-manidina lavitra, fiompin' ny olombelona hatramin' ny ela be noho ny henany sy ny atodiny, (akohovavy, akoholahy, vontotr' akoho, akohokely)
¶ Ny teny ilazana ny feon' akoho dia ireto avy: mikoraika (ny akohovavy), mikakàka (ny akohovavy hanatody), mikoràka (ny akohovavy avy nanatody na nisy nanaitra), maneno (ny akoholahy), mikohokoho (ny akoholahy miantso ny akohovavy na ny akohovavy miantso ny zanany
Explanations in English  [Richardson 1885] the domestic fowl. [Sw. k'aka (?).]
  [Hallanger 1973] a chicken
Explanations in French  [Rajemisa: Vakoka] poule
  [Hallanger 1974] poulet
 [ akôho ] [Andilidine: Lexique (takila A)] [Sakalava-Mayotte] coq, poule
Vocabulary 
Morphology 
akoho
akohoko
akohonao
akohony
akohontsika
akohonay
akohonareo
akohon'
akohon-
akohom-
Compound words, titles, names 
Examples 
1 [Rabezandrina: Ikotofetsy, page 10] "Angady no entiko andeha hatakaloko akoho.
2 [Andraina: Mitaraina, page 101] Fa ny akohonay no novonoina ho an' I Manana.
3 [Fox: Hainteny, number 195] sao hendratrendratry ny akanga tsara soratra lahy
ka tsy nahatsiaro ny akoho niandry ao an-trano

Quotes 

Updated on 2020/07/31