Entry | akanjo | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Explanations in Malagasy | Anarana itambaran' ny fitafiana voazaitra entina hanafy ny vatana, mba ho takon-kenatra aloha voalohany indrindra sy hiaro amin' ny hatsiaka, ary tatỳ aoriana mba ho endri-javatra mahafinaritra koa: Nentiny nanaovana maso vao tamin' ny Krismasy ilay akanjony vao nozairina [Rajemisa 1985] | ||||||
Explanations in English | a coat, outer garment, dress. [Swa. ka'nza, or Fr. canezon.] [Richardson 1885] | ||||||
clothing; a dress; a shirt [Hallanger 1973] | |||||||
Explanations in French | nom générique des habits, de l'habillement, du costume [Abinal 1888 page 14] | ||||||
vêtement ; une robe, une chemise [Hallanger 1974] | |||||||
[Vezo] habit, vêtement [Poirot & Santio: Vezo (takila A)] | |||||||
Vocabulary | Economy: clothing | ||||||
Derivations |
| ||||||
Morphology |
| ||||||
Compound words, titles, names |
| ||||||
Examples |
| ||||||
Quotes | Proverbs containing the word akanjo | ||||||
Updated on 2021/12/03 |
![]() |