|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 aina
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Ny mahatonga ny zavatra ho velona: Ny aina tsy afaky ny tompony.
4Ny rivotra fohina sy avoaka mariky ny fahavelomana: Mideza loatra ilay fiakarana ka njanona kely naka aina aho fa sempotra.
5Hery sy fahatanjahana: Be aina. ~ Tsy mahazaka an' io entana io Ikoto fa kely aina. ~ Manana aina izany raha olona. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6life. [1.2, 1.7]
7animal life, strength.. [1.2]
8breath. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9Vie: Manao ny ainy tsy ho zavatra izy (Il ne tient pas compte de sa vie) ~ Ny zava-manana aina rehetra (Tous les êtres vivants).
10Le souffe animal: Makà aina kely hianao fa sempotra (Respirez un peu parce que vous êtes essoufflé).
11Vigueur, force, effort: Be aina izy (Il est vigoureux) ~ Kely aina izy (Il a peu de forces) ~ Nataoko izay tratry ny aiko (J'ai fait mon possible).
12Retrait ou dilatation des corps, comme d'une balle en caoutchouc, d'un ressort. [1.3]
13vie; souffle. [1.8]
Ohatra  14 Tsy izany anefa no voatiry rafi-kazo, na ny soavaly tsy hary mitovy aina. [2.470]
Haiendriteny 
15 Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  28Fikambanana 102 amin' io teny io
Ohabolana  29 Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)30 a~ina
Sokajin-teny  31 tsirinteny saradroa [Fitanisana]

Teny iditra (3/3)32 AINA    
Sokajin-teny  33 anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  34Association Amicale des Intellectuels Natifs d' Ambohimahasoa. [4.43.fr.2017.06.24]
Voambolana  35 Fikambanana

Fivaditsoratra  36 a~ina, aina, 37 anay, 38 iana, i~ana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09