Entry | ailika (ilika) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Atosika ho eny an-tsisintsisin-toerana: Aza ailika fotsiny any ambany farafara ny fako fa raofy mihitsy ¶ (tsiny, raharaha) Omena ny hafa, atolaka any amin' ny hafa, nefa tokony ho an' ny tena: Nailiny tamiko indray ny raharaha efa nekeny hatao ~ Nailiny tamin' ny rahalahiny ny hadisoana, nefa izy no tsy nitandrina. [1.1] | ||||||||
Explanations in English | to be pushed farther off [1.2, 1.7] | ||||||||
Explanations in French | à pousser à côté ou vers, qu’on réunit sur un point, qu'on rejette sur, dont on se débarrasse sur [1.3] | ||||||||
qu'on repousse à une certaine distance [1.8] | |||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words, titles, names |
| ||||||||
Synonyms | ailikilika | ||||||||
Examples |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word ailika | ||||||||
Anagrams |
Updated on 2023/01/19 |
![]() |