Entry ahy
Part of speech pronoun [full list]
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Mpisolo anarana misolo olona enti-milaza: ny olona miteny raha atao teny fameno: Raha vao nahita ahy izy dia nandositra.
¶ Raha milaza tompon-javatra: Ahy itỳ boky itỳ.
Explanations in English  [Richardson 1885] Me, my, mine; objective case of aho. Occasionally this word is found with the suffixe pronouns, as ahiko, mine.
  [Hallanger 1973] Me (as object); mine
Explanations in French  [Abinal 1888] à moi, moi, me. Ahy (ou quelquefois ahiko) irery izany: c'est à moi seul, c'est ma part. Mamono ahy izy: il me frappe.
  [Rajaonarimanana 1995] A moi, me
  [Hallanger 1974] Moi (objet), mien
  [Beaujard 1998] [Tanala] à moi, moi, me [ahy est peu employé: cf plutôt anahy].
Explanations in Italian  [Profita 1969] me, a me
Morphology 
ahy
ahiko
Compound words, titles, names 
Analogs  aho, izaho ~ -ko, -o
Tables and plates all the pronouns
Examples 
1 [Andriamalala: Zazavavindrano, page 111] Aiza no misy ahy?
2 [Andraina: Mitaraina, page 58] Natoky ahy i Feno.
3 [Andriamalala: Ranomasina, page 19] Iza no mba tia ahy?
4 [Rajaonarivelo: Bina, page 19] Mivavaha ho ahy koa.
5 [Andraina: I Vola, page 64] Asa izay fiheverany ahy.

Entry ahy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] tahotra
  [SLP 1986] fahatsapana sy fahatsiarovana ny fisian'ny tena sy ny manodidina ny tena; fahatsiarovan-tena eo amin'ny adidy, eo amin'ny fitiondran-tena; eritreritra
Explanations in English  [Richardson 1885] solicitude, inquietude, anxiety, care, attention.
Explanations in French  [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995] soin, sollicitude, soupçon
  [Abinal 1888] inquiétude, souci
  [SLP 1986] conscience
Vocabulary 
Derivations 
Examples 
1 [Andriamalala: Zazavavindrano, page 111] Aiza no misy ahy?
2 [Andraina: Mitaraina, page 58] Natoky ahy i Feno.
3 [Andriamalala: Ranomasina, page 19] Iza no mba tia ahy?
4 [Rajaonarivelo: Bina, page 19] Mivavaha ho ahy koa.
5 [Andriamalala: Fasana, page 5] Ny ahy toaka mahery!
6 [Rapatsalahy: Kintana, page 70] Mba kivazivazy ny ahy.
7 [Andraina: I Vola, page 64] Asa izay fiheverany ahy.

Updated on 2020/07/31