|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 ahitra
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3bozaka maniry: Maniry ahitra ny tokotany fa diovy tsara. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4grass, weeds, herbs in general, litter, sweepings. [1.2]
5short grass. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6Nom générique des herbes. [1.3#8]
7herbes; gazon. [1.8]
8Nom générique des plantes herbacées, à feuilles allongées, comme les Graminées. Elles peuvent être fourragères mais ne sont pas consommées comme légume.. [Merina]
9Floscopa glomerata (Willd. ex Schult. & Schult. f.) Hassk. (Commelinaceae).. [1.196]
Voambolana  10 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Tsipelina hafa  11ahetsa, ahitsa, ahitsy
Mpanahaka  12 akata, 13 bozaka, 14 vilona
Kamban-teny rehetra  15Fikambanana 94 amin' io teny io
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  16 Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  17Randzavola: ahitra ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/3)18 ahitra
Sokajin-teny  19 anarana
Fanazavàna teny anglisy  20Fig. The common people.. [1.2]
Kamban-teny rehetra  21bozaka aman' ahitra
Lahatsoratra  22Randzavola: ahitra ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (3/3)23 ahitra
Sokajin-teny  24 anarana
Fanazavàna teny malagasy  25Hoditra ifonosan' ny zaza ao an-kibon-dreniny, izay atao hoe koa tavony na zandrin-jaza. (Araka ny fomba malagasy, ny ahitra dia mazàna alevina rehefa teraka ny zaza, ka tsy mahazo miherikerika izay mandevina azy). [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  26le placenta. [1.3#8]
Voambolana  27 Haiaina
Kamban-teny rehetra  28Fikambanana 3 amin' io teny io

Fivaditsoratra  29 ahitra, 30 haitra, 31 hiatra, 32 hirata, 33 ihatra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02