Entrée 1/2 ahasina (hasina)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Omena hasina, ankatoavina ho masina: Nahasin' ny ambanilanitra tamin' ny volatsivaky ny mpanjaka fahiny rehefa tonga ny Fandroana [1.1]
Explications en anglais Used of that which is offered as hasina. [1.2]
Explications en français Avec quoi on attache une grâce, on bénit. [1.3]
Morphologie 
Présent : ahasina, ahasiko, ahasinao, ahasiny, ahasintsika, ahasinay, ahasinareo, ahasin', ahasin-, ahasim-, ahasi-
Passé : nahasina, nahasiko, nahasinao, nahasiny, nahasintsika, nahasinay, nahasinareo, nahasin', nahasin-, nahasim-, nahasi-
Futur : hahasina, hahasiko, hahasinao, hahasiny, hahasintsika, hahasinay, hahasinareo, hahasin', hahasin-, hahasim-, hahasi-
Impératif : ahasino

Entrée 2/2 ahasina (hasina)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Aolana
Akivilivily, rotsirotsina: Ahasino io zozoro fa voky loatra [1.1]
Explications en français à tordre, à bercer [1.3]
Exemples ny rofia ahasina ka tenomina tsy mba asian-tsorany toy ny jiafotsy, ka mavomavo tahaka ny sarika koa. [1.437]
Morphologie 
Présent : ahasina, ahasiko, ahasinao, ahasiny, ahasintsika, ahasinay, ahasinareo, ahasin', ahasin-, ahasim-, ahasi-
Passé : nahasina, nahasiko, nahasinao, nahasiny, nahasintsika, nahasinay, nahasinareo, nahasin', nahasin-, nahasim-, nahasi-
Futur : hahasina, hahasiko, hahasinao, hahasiny, hahasintsika, hahasinay, hahasinareo, hahasin', hahasin-, hahasim-, hahasi-
Impératif : ahasino

Mis à jour le 2024/02/19