Entrée | 1 ahafahana |
Radical | 2 afaka |
Partie du discours | 3 verbe relatif |
Exemples |
4 nahafahan'ny mpangalatra be dia be ny vary (Les voleurs ont enlevé beaucoup de riz) [1.3] 5 Tsy misy ahafahako na dia kely akory aza (Je n'ai pas un moment de libre) [1.3] 6 toa olom-boaozona, toa olom-boahidy sy voagadra mafy ao anatin' ny mandam-pahoriana tsy ahafahana. [2.470] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2023/01/20 |