Entry afo-mololo (afo, mololo)
Part of speech expression
Elementary words afo, mololo
Explanations in Malagasy mafana fo mirehidrehitra vetivety fa rehefa avy eo latsaka indray ao anatin' ny fangatsiahana: Miroborobo toa afo-mololo [1.1]
Vocabulary 
Examples Fa injay efa midonaka dia midonaka ny afo-mololo. [2.895]

Updated on 2023/01/01