Entry afo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rakotosaona 1975] [Betsimisaraka] jiro, vain' afo
  [Rajemisa 1985] Fivoahan-kafanana sy hazavana miaraka, atera-javatra anankiroa: ny iray mety mirehitra (hazo, arina, bozaka...) ary ny iray tsy hita maso ao anatin' ny rivotra atao hoe oksizena, izay mandoro mahamay: Latsaka ny hariva ka efa mampirehitra afo ny olona
Explanations in English  [Richardson 1885] fire
¶ fig. Calamity. [Found in many Mal. Arch. and Polyn. Languages, as api, yafo, yaf, apin, etc.]
  [Hallanger 1973] fire
Explanations in French  [Abinal 1888 page 7, Hallanger 1974] feu
  [Abinal 1888] fig. calamité
  [Rakotosaona 1975] [Betsimisaraka] lampe; braise
Derivations 
Morphology 
afo
afoko
afonao
afony
afontsika
afonay
afonareo
afon'
afon-
afom-
Compound words, titles, names 
 
Examples 
1 [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 148] Maty ny afo tao am-patana.
2 [Andraina: Mitaraina, page 215] Nampirehitra afo ry zareo, ary tamin' izany no nisakafoany sy namindroany.
Quotes 
Articles 
Toponymy Place names having the word afo (1): Ambatoafo

Updated on 2022/10/14