Entry afindra (findra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Ovana toerana: Nafindranareo any ambony rihana angaha ilay latabatra teto?
Explanations in English  [Richardson 1885, Hallanger 1973] to be moved, to be transplanted
  [Richardson 1885] to be transcribed.
Explanations in French  [Hallanger 1974] qu'on déplace, qu'on change de place, qu'on transplante
Morphology 
afindra
afindrako
afindranao
afindrany
afindrantsika
afindranay
afindranareo
afindran'
afindran-
afindram-
nafindra
nafindrako
nafindranao
nafindrany
nafindrantsika
nafindranay
nafindranareo
nafindran'
nafindran-
nafindram-
hafindra
hafindrako
hafindranao
hafindrany
hafindrantsika
hafindranay
hafindranareo
hafindran'
hafindran-
hafindram-
afindrao
Examples 
1 [FOFAFIPE: Rosovola, page 37] Andrasana handefa tsiry kosa ny fakany vao azo afindra.
2 [Andrianjafy: Orimbato] Antsika telo mianaka ihany anefa ny resaka, fa tsy azonao afindra na amin'iza na amin'iza, hoy Raketamalala.
Quotes 

Updated on 2020/07/31