|
|
|
|

Entrée1  afiafy
Partie du discours  2  nom
Vocabulaire  3  Botanique: arbre
Explications en malgache  4  Zavamaniry ratsy fofona azo ampiasaina ho ody tandomerina sy aretin-koditra mandrotsirotsy raha ahosotra, ary ny tahony fampandosirana ny moka rehefa dorana (Celtis discodoxylon) [1.1]
5  hazo maniry eny amoron-dranomasina [Sakalava] [1.1]
Explications en anglais  6  a tree [Sakalava] [1.2]
Explications en français  7  (du malais api-api).
8  Avicennia marina (Forsk.) Vierh. (Acanthaceae). Arbre poussant dans l'eau de mer. Réputé médicinal. [Betsimisaraka] [1.196]
9  Celtis gomphophylla Baker (Cannabaceae) [Sakalava] [Tanosy]
Synonymes  10  mantsimpofona#mg.n
Nom scientifique 

Anagrammes  12  afiafy, faifay

Mis à jour le 2023/02/21