Entry |
afa-karatsaka
(afaka, haratsaka)
|
Part of speech | expression
|
Explanations in Malagasy | enti-milaza zavatra vidina na amboarina, ka tsy andoavam-bola ambonin' ny vidiny [Rajemisa 1985]
|
Explanations in English | [haratsaka, clean-stalked.] Having done all that is necessary to accomplish what one has attempted. [Richardson 1885]
|
|
Entry |
afa-karatsaka
(afaka, haratsaka)
|
Part of speech | expression
|
Explanations in Malagasy | madio tsara tsy misy romoromony ¶ afaka madiodio amin' izay tataom-bola isan-karazany miampy ny vidin-javatra iray: Homenao arivo aho dia lasanao io farafara tsara tarehy io ka afakaratsaka amin' izany ny fitondrana azy hatrany aminareo, ny fiantohana azy eny an-dalana [Rajemisa 1985]
|
|