|
|
|
|

Entrée1  afa-baràka
Mots élémentaires  2  afaka, baka
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  afa-boninahitra [Taisaka] [1.78]
5  very voninahitra, afa-boninahitra, very haja: Afa-baraka ianareo mianakavy tamin' ny nafitsoky ny zanakao
6  Voafitaka: Afa-baraka aho nitonantonana tany; hay efa nifindra ianareo ka tsy nilaza akory
7  Simba: Afa-baraka ilay laoka vao novidina fa nihosim-bovoka eran' ny tokotany [1.1]
Explications en anglais  8  disgraced, dishonoured [1.2]
9  put to shame [1.7]
Explications en français  10  déshonoré [1.3, 1.8]
Exemples  11  Nataony afa-baràka teo imason' olona ilay tsy nahaloa trosa [1.62]
Autres orthographes  12  afa-boròka
Synonymes  13  afa-pofona

Mis à jour le 2024/08/13