Entry aera
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazan' entona iainan' ny zavamananaina rehetra, ka ny fivoivoizan' io entona io no mahatonga ny rivotra: Aera mahamay no fohin' ny miaina, ka indreny ny biby fiompy valabalaka mamonjy alokaloka...(Auguste Rajaonarivelo) [Rajemisa 1985]
Explanations in French air [SLP 1986]
Vocabulary 
Analogs  atmosfera ~ rivotra
Examples Ny fameroveron'ny hanitry ny vonim-pibasy nameno ny aera, ka nahataona ny tantely hanatona hitsentsitra ny rano mamy ao anatiny. [Rajohanesa: Kintana]

Entry Aera
Part of speech name (biblical) [full list]
Explanations in English Aera, Ara: [Baiboly]
 Arah [Baiboly]
Explanations in French Arah [Baiboly]
Vocabulary 
Other spellings 

Updated on 2020/07/31