Entry ady
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Fifamelezana, fifanafihana amin' ny basy aman-defona: Nahafaty olona antapitrisany maro ny ady lehibe roa farany
¶ Fifampitoriana any amin' ny Fitsarana: Manana ady amin-dRakoto, hono, Rabe
¶ Tsy fifanarahana, mety hiafara amin' ny fifamaliana mafy na amin' ny fifamelezana mihitsy aza: Ady be ny azy roa lahy momba ilay boky nindramin-dRanaivo ha veriny
¶ Fihaonan' ny rafitra, fifanarahan-doko, fitovian' ny zavatra adika amin' ny dikany: Manaitra ny maso avy hatrany ny adin' ny loko amin' ity sary ity
Mitovy hevitra: adilahy ~ fanditra ~ fanjihitra ~ fetrivoho ~ fifandirana ~ fifanjihirana ~ gidragidra ~ kisa ~ sentsena ~ sotasota ~ vaniny ~ vezovezo
Explanations in English  [Richardson 1885] A fight, combat, quarrel, contention, battle, dispute, contest, attack, assault, war. Also of things fitting well, as a door and its posts, two straight pieces of wood fitting well together, two bricks, etc. etc. With suffix pronoun -ny, as adiny, it means a something difficult to be done. [Jav. Avd (?); or Ar. Adava.]
  [Hallanger 1973] fighting, war
Explanations in French  [Abinal 1888, Hallanger 1974, Rajaonarimanana 1995] guerre
  [Abinal 1888, Hallanger 1974, SLP 1986, Rajaonarimanana 1995] combat
  [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995] discussion, dispute
  [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995] procès
  [Abinal 1888] bataille
¶ Ajustage, jonction, mélange des couleurs, accord d'une copie avec son original
  [SLP 1986] lutte
Derivations 
Morphology 
ady
adiko
adinao
adiny
adintsika
adinay
adinareo
adin'
adin-
adim-
Compound words, titles, names 
Examples 
1 [Abinal 1888] maty tany an'ady izy (il est mort à la guerre)
2 [Abinal 1888] mahery an' ady izy (il est valeureux dans les combats)
3 [Abinal 1888] nanao ady samy irery Davida sy Goliata (David et Goliath se battirent en combat singulier)
4 [Abinal 1888] manana ady izy (il est en procès)
5 [Rajohanesa: Kintana] mba taiza no nahita ady hianao?
6 [Andraina: Mitaraina, page 184] maty maina ireo namoy ny ainy, tsy nahatohitra ny ady tsy omby tratra, ady tamin' ny hery setra, ady koa tamin' ny zehitra, izay samy nilomany.
Quotes 
Articles 

Updated on 2022/07/30