Entrée adrisa
Partie du discours nom
Explications en malgache Anarana ilazana ny vavy amin' ny karazam-balala iray, izay atao hoe aketa ny lahy; ny adrisa dia vaventiventy mahafinaritra ary misoratra vony sy mainty ny tenany [1.1]
Explications en anglais A species of locust, the female of the aketa. [1.2]
Explications en français Sauterelle, la femelle de l' aketa [1.3]
 Espèce de sauterelle femelle, dont le mâle est l' aketa [3.1]
Exemples 
1ataonao ho adrisa saraky ny namany [2.131]
2Ho azony tokoa mantsy ilay akanjo tsara soratra nifantohan' ny fitiavany, sy ilay elo mangiran-taho novelariny, moa va tsy elatr' adrisa, - sy ilay habatanana maorimaorina antonina tsara ny sandriny. [2.470]
Vocabulaire 
Mots composés 
Zoonymes 
Hypéronyme 
Co-hyponymes 
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/04/26