Entrée adijida-sefo
Mots élémentaires adiji ; sefo
Partie du discours locution
Explications en malgache Ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny miaramila an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny aspirà izay amboniny sy ny adijidà tsotra ambaniny, mitovy laharana amin' ny maitre voalohany amin' ny tafika an-dranomasina [1.1]
Vocabulaire 
Origine Français: adjudant-chef.

Mis à jour le 2023/01/01