Entry abi
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Fitambaran'ny tarehintsoratra misy amin'ny fitenim-pirenena iray: Misy tarehintsoratra iraika amby roapolo amin'ny abidy malagasy: a, b, d, e, f, g, h, i, j, k, l, m, n, o, p, r, s, t, v, y, z.
¶ Ny fotopototry ny zavatra na ny fahaizana iray, ny antonjavatra resahina na lazaina:Miteniteny momba ny bomba atomika Rangahy io, kanefa tsy mahalala ny abidin'izany akory.
¶ Ny ambaratongam-pianarana ambany indrindra ianaran'ny ankizy manambatra tarehintsoratra, manao bi-a-ba: Efa kilasy fahafiry izao ilay faralahinao? -- Mbola ao amin'ny abidy ny anao ko.
Explanations in English  [Richardson 1885] The name of the Malagasy Alphabet, so called from the names of the first three letters
  [Hallanger 1973] The alphabet
Explanations in French  [Abinal 1888] Nom de l'alphabet malgache
  [Rakotonaivo 1993, Rajaonarimanana 1995] alphabet
  [Hallanger 1974] L'alphabet
  [Deverchin: Dictionnaire] (un) alphabet. Miainga amin' ny ab [...]
Explanations in Italian  [Profita 1969] Alfabeto
Explanations in German  [Bergenholtz 1991] Alphabet. Von der Westgriechen stammt das lateinische Alphabet und damit auch unsere heutige Schrift. Zavatra alahatra araka ny abidỳ: etwas nach dem Alphabet ordnen. Synonym: Buchstabenreihe (f), ABC.
Other spellings 
Compound words, titles, names 
Tables and plates The Alphabets
Examples 
1 [FOFAFIPE: Rosovola, page 105] Sorabe: teny malagasy nosoratana amin' ny abidy arabo
2 [Rabary: Daty, page 193] Maniry mafy izahay mba hahazo fianarana abidy sy manambatra ary fianarana hamany teny.
3 [FOFAFIPE: Tongavola, page 4] Fanehoana an-tsary ireo abidy sy fanolorana ireo mpandray anjara fototra ao amin' ireo lahatsoratra no mamaky lay ny boky.
Quotes 
Illustrations 

Entry abidy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rakotosaona 1975] [Betsimisaraka] Vavy antitra
  [Samson 1965] [Betsimisaraka] Antibavy
Quotes 

Entry abidy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rakotosaona 1975] [Betsileo] andevo
Compound words, titles, names 

Entry abidy
Part of speech noun
Explanations in English  [Richardson 1885] A provincial name for a water-bird.
Explanations in French  [David: Dialectes (takila A)] [Tankarana] Nom d'un oiseau aquatique.
Vocabulary 

Updated on 2022/04/14