Entrée abedia > abidia
Partie du discours nom
Explications en malgache Jereo abidỳ []
Exemples 
1Ny teny vakina, teny tsy hainy, ny mpamaky koa zara raha afaka tamin' ny abidia. [2.643]
2Ataon'ny zanaky ny Tantsaha tsy mahay abidia ahoana no hifaninana amin'ny zanaky ny tambonivohitra manambady Vazaha, raha tenim-Bazaha no hifaninanana? [2.503]
3Mba hisorohana ny aferafera na kiantranoantrano, indrindra ny anarana miverina in-droa, dia aro riaka mahomby ny fampidirana ny lisitra amin' ny solosaina mifanaraka amin' ny abidia. [4.27]
Mots composés 
Titres Ny Fivoaran' ny abidia malagasy
Autres orthographes 
Tableaux et planches Les alphabets