Entry aba
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Rakotosaona 1975] [Bara, Sakalava, Taifasy, Taimoro, Taisaka, Tanosy] ray
  [Rakotosaona 1975] [Bara] rangahy na fiantson'ny vehivavy ny lehilahy
  [Rakotosaona 1975] [Betsileo] dada, teny fanajana mahasolo ny letsy na tompoko: Izay ary aba ro i ko... (Izay ary tompoko no izy ka..) ~ Aia roa iabako Daleva iñy: Aiza re i Dada Raleva iny)
  [Rakotosaona 1975] [Tandroy] ray: Hoaia h'iheo aba?
  [Rajemisa 1985] teny fahita indrindra amin' ny fitenim-paritra, mitovy hevitra amin' ny hoe: dada, kaky: Ey, abako be, hoy Iboina tamin-dRanakombe, izaho no izy
Explanations in English  [Richardson 1885] Father, chiefly used by children.
  [Hallanger 1973] [Provincial] father
Explanations in French  [Abinal 1888] Mot venant des provinces ; peu usité en hova, et employé à la place de dada, ikaky
  [Hallanger 1974] [Provincial] père
Vocabulary 
Morphology 
aba
abako
Synonyms ada ~ baba ~ dada ~ iaba ~ ikaky ~ ray
Examples 
1 [Rabemolaly: Fary, page 207] Hono, Paritra, nankaiza i Aba?
2 [Dahle: Angano] Fa hoy kosa Itiahita hoe : "Milomanosa hianao, aba, milomanosa hianao, aba,

Entry Aba
Part of speech name (biblical) [full list]
Explanations in English  [Baiboly] Abba
Explanations in French  [Baiboly] Abba
Vocabulary 
Examples  [Baiboly: 52:008:015/Romanina 8:15..] Fa tsy nandray ny fanahim-pahandevozana ho amin'ny tahotra indray ianareo, fa nandray ny fanahin'ny zanaka natsangana, izay iantsoantsika hoe: Aba, Ray ô!
Quotes 
Articles 

Updated on 2022/07/30