Entry | Tanala (t~, any, ala) | ||||
Part of speech | name (ethnonym) | ||||
Explanations in Malagasy | [Rajemisa 1985] Foko lehibebe, mitoetra amin' ny tany misy ny havoanan' Ikongo rakotr' ala izay manapaka azy hatrany avaratra ka hatrany atsimo, ary voafaritry ny tanin' ny Betsileo, andrefana; ny Betsimisaraka sy ny Antambahoaka, sy ny Antaimoro ary ny Antaifasy, atsinanana, ary ny ony Manampatrana, atsimo; mivelona amin' ny vokatry ny ala ny Tanala; tanàn-dehibe: Ambohimanga atsimo, Ivohibe, Ifanadiana | ||||
Explanations in English | [Richardson 1885] the dwellers in the forests. | ||||
Explanations in French | [Rajaonarimanana 1995] populations forestières du sud-es [...] | ||||
Vocabulary | History: clans, tribes | ||||
Compound words, titles, names |
| ||||
Tables and plates | Dialectal words | ||||
Updated on 2021/11/08 |
![]() |