Entry | tambahoaka | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [Mahafaly] kinaoly, olona zeny [Rakotosaona 1975] | |
Entry | Tambahoaka | |
Part of speech | name (ethnonym) | |
Explanations in Malagasy | [ Antambahoaka ] Anaram-poko kely, lazain' ny lovantsofina ho taranaky ny Arabo ary mitoetra manaraka ny morontsiraka atsimo atsinanana anelanelan' i Sakaleona sy Namorona. Renivohiny: Mananjary [Rajemisa 1985] | |
Explanations in French | [ Antambahoaka ] petite tribu qu'on dit être issue des Arabes et qui longe la côte est entre la Sakaleona et la Namorona. Ville principale: Mananjary. Leur nombre est très peu élevé: 22 304. [Rajemisa 1966] | |
[ Antambahoaka ] population du sud-est de Madagascar, qui [...] Sakaleona et Namorona (ville principale: Mananjary) [full text in Rajaonarimanana 1995] | ||
Vocabulary | History: clans, tribes | |
Other spellings | Antambahoaka | |
Tables and plates | Dialectal words | |
Updated on 2021/11/27 |
![]() |