Entry Sakalava
Part of speech name (ethnonym)
Explanations in Malagasy  [Rajemisa 1985] Anaram-poko lehibe monina amin' ny tany anelanelan' Ampasimena, avaratra, hatrany Toliary, atsimo, ary ny atsinanana, voafaritry ny tandavan-tendrombohitra mamaritra ny tanin' ny Marina. Azo zaraina ho faritra efatra lehibe ny Sakalava, izay ireto avy raha asesy avy avaratra: i boina (renivohitra mahajanga), ambongo (renivohitra besalampy), i menabe (renivohitra morondava), ary i fiherenana (renivohitra toliary)
Explanations in French  [Rajaonarimanana 1995] peuple habitant la côte ouest, nor [...]
¶ Sakalavan' i Menabe: les habitant [...]
¶ Sakalava avaratra: les Sakalava d [...]
¶ Sakalavan' i Boina: les habitants [...]
¶ Sakalava masikoro: les éle [...]
¶ Sakalava vezo: les pêcheurs [...]
Vocabulary 
Analogs  Masikoro ~ Vezo
Tables and plates Dialectal words
Quotes 

Updated on 2020/07/31