Entry ranomainty (rano, mainty)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Rano fanoratana amin' ny taratasy, izay misy lokony samihafa ka ny mainty dia atao fotsiny hoe ranomainty, fa ny hafa kosa dia ampiana ny anaran-dokony avy; ranomainty manga, ranomainty mena [Rajemisa 1985]
Explanations in English Ink, black ink, blacking. [Richardson 1885]
 ink [Hallanger 1973]
Explanations in French encre [Hallanger 1974]
Analogs  ranomainty manga ~ ranomainty mena
Examples Dia nandray ny ranomainty sy ny penina izy, ka niantomboka hanoratra. [Rajohanesa: Kintana]

Entry Ranomainty (rano, mainty)
Part of speech name (toponym) [full list]
Vocabulary 
Examples Ary dia niainga ny andriana nony vita ny lokan' ady, nipaka any Ranomainty sy Maharivo ny vahoaka. [Callet: Tantara]
Coordinates -17.8666667, 48.6
-18.8833333, 49.05
-19.55, 46.5666667
-20.0333333, 47.1166667
-20.0833333, 47.2666667
-20.1, 46.85
-21.1666667, 48.3
-21.25, 47.2666667
-24.5333333, 46
-24.7, 46.8833333
-24.9833333, 46.5333333
Toponymy rano, mainty

Updated on 2020/07/31